|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsako dilana |
| Singan-teny | 2mitsako, 3dilana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6mitsapodilana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|